Madagascar et les îles eparses

https://tsimokagasikara.wordpress.com/2015/10/21/iles-eparses-elles-appartiennent-a-la-france-dixit-mme-lambassadeur-quelle-provocation/1311-Gentillesse

Tsara ny mianatra tantara raha  mbola tanora, na mbola kely aza dia tokony ho zarina hahay ny tantarany ny zaza. Ny hazo no vanon-ko lakana hono, ny tany naniriany no tsara,.

Zaro @ lalana tokony alehany ny zaza, ny fitiavan-tanindrazana ataovy tafiditra @ izany 😉

Arnaque Mankaleo Eto Frantsa

Salama daholo e!

Tena mankaleo ny arnaque eto Frantsa..sa ahoana hoy ianareo? Ny kely ananana mbola tadiavin- dry zareo alaina maimaim-poana indray, ny fitadiavana anefa tsemboka vao nahazo an’ io.

Noheveriko fa ny any antanana ihany no tena havahana @ fisolokiana fa hay kay plus ilay tany mandroso, plus matanjaka be koa ny mpisoloky ao aminy.

Koa mba samia maila fa sao dia hoe:  » tsy nisy niteny za dia voa » an!

Dia gaga ianao.