Arnaque Mankaleo Eto Frantsa

Salama daholo e!

Tena mankaleo ny arnaque eto Frantsa..sa ahoana hoy ianareo? Ny kely ananana mbola tadiavin- dry zareo alaina maimaim-poana indray, ny fitadiavana anefa tsemboka vao nahazo an’ io.

Noheveriko fa ny any antanana ihany no tena havahana @ fisolokiana fa hay kay plus ilay tany mandroso, plus matanjaka be koa ny mpisoloky ao aminy.

Koa mba samia maila fa sao dia hoe:  » tsy nisy niteny za dia voa » an!

Dia gaga ianao.

Laisser un commentaire